SEKOLY.cloud

Fintina ny resaka nataoko sy ny solontena avy amin'ny DSI/MEN.

Mihato aloha ny fijerena valim-panadinana ato amin'ny SEKOLY.cloud, mandrapaha-vita ireo dingana rehetra takiana, hahafahana manao izany, sy araka ny lalàna.

Alahady 19 Jolay 2026, 12:24
Avy nifampiresaka tamin'ny tompon'andraikitra iray tao amin'ny DSI/MEN aho. Ireto avy ny zavatra voaresaka, sady ihany koa mety hanampy ireo izay manana fikasàna hanamboatra fitaovana mitovy na tsara kokoa:

Mamy RAOBELINA
Software Engineer
SEKOLY.cloud